A cause d une départ , Tompony directe ,Villa à vendre Ambohidratrimo tampontanana 300m miala ny route Nationale , titre borne misoratra am olona iray , accès voiture , telo ny trano ao anatiny ary 647m2 ny habean tany , clôture , mis jiro sy rano jirama
- villa étage , 4 chambre + living , vc sy douce anatiny plus terrasse
- trano 3 chambre avec vc sy douce anatiny ts mbol miloko ny ivelany
- tranon gardien
Ef nampidinina bé ny prix Ary mbol afak mifampiresaka 260 millions ariary
TEL: 034 15 200 32 /032 14 984 84