Trano mitokana ambony sy ambany fa miray la cour @ trano hafa ahofa AMBOHIMAMORY AMPITATAFIKA
Hofany:300 000ar
1grande liv+4ch+cuisine sy douche ary wc anatiny
misy lavarangana manodidina
Compteur jiro mitokana anao rery, ny rano pompe jirama fa mbola ts mandeha aloha amizao
Anaty la cour en sécurité
Tsy accèssible na môtô aza ,akaiky arabe
Panera :034 93 155 40