Tany amidy, Ambohipihaonana Ambohimanga rova Antananarivo , 3.2km miala eo Ambohimanga rova (miditra mankany Ambohimandroso). Tany mirefy 1600m². Ny taratasy efa ara-dalàna. Ny vidiny dia 10500Ar /m². Azo jerena amin'ny fotoana maha-afaka ny mpividy. Tompony mivantana. (Tongan'ny fiarakodia)