PROFIL:
-Maharaka ny fivoaran'ny teknolojian'ny fifandraisana @ izao fotoana
-Tsy matahotra mandondona varavarana ianao ary tia mifandray amin'ny olona.
-Mahay mandresy lahatra
-Maharitra sy tsy mora kivy.
-Mahaleotena: Hainao ny mandamina ny fotoananao mba hahazoana vokatra tsara indrindra.
TOMBONY HO ANAO:
-Karama tsara (salaire de base+prime)
-Fivoarana eo asa rehefa afaka volana vitsy monja(evolution de Poste).
Raha liana sy vonona ianao dia alefaso aminay ny CV-nao : varotra2025@gmail.com
ARY MARIHO TSARA AO NY HOE"AGENT COMMERCIAL" ny Poste tadiavinao.
Fifandraisana: 032 55 778 07